|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanambarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy
Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] revelation, disclosure
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] révélation, action de manifester
Fototeny  6  ambara
Kamban-teny 
Lohateny  10  Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona (United Nations)

Teny iditra (2/3)11  fanambarana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto
Fototeny  14  tambatra

Teny iditra (3/3)15  Fanambaràna
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  17  [2.996] Revelation: one of the books of the Bible
Fanazavàna teny frantsay  18  [2.996] Apocalypse: un des livres de la Bible
Voambolana  19  Soratra Masina
Tovy hevitra  20  apokalypsy, apokalypsy, apokalypsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07