|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanambarana
Fototeny  2  ambara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy
5  Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  revelation, disclosure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  révélation, action de manifester [1.8]
Kamban-teny 
Lohateny 

Teny iditra (2/3)11  fanambarana
Fototeny  12  tambatra
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto [1.1]

Teny iditra (3/3)15  Fanambaràna
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  17  Revelation: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  18  Apocalypse: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana  19  Soratra Masina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20