Teny iditra | 1 fanamboarana |
Fototeny | 2 voatra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanomezana endrika: Mila fanamboarana kely ity sary itỳ Fanomanana, fikarakarana: Iza no hiandraikitra ny fanamboarana ny efitra hampidirana ny mpanambady? Fandrindrana, fandaminana: Ho sarotra ihany ny fanamboarana ny fanambadian' ireto tanora ireto 5 [1.13] fanomezana bika zavatra iray fanamboarana ara-ivondanja: fampiharana miako mitahiry ivondanja fanamboarana ho mira mpanondro: fanovàna ampaha ho mira mpanondro fanamboarana ny tambatra: fanehoana ny tambatra amin'ny tomba hafa |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] the act of arranging, preparing, or repairing |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] l'action d'arranger, de préparer, de réparer; l'instrument, la cause 8 [1.8] action de préparer, d'arranger, de réparer 9 [1.13] fabrication, usinage, transformation, façonnage fanamboarana ara-ivondanja: transformation barycentrique fanamboarana ho mira mpanondro: réduction des fractions au même dénominateur fanamboarana ny governemanta: remaniement du gouvernement fanamboarana ny simba: réparation fanamboarana ny tambatra: transformation de la somme fanamboarana vola baoritra: confection de monnaies et de billets factices |
Ohatra |
10 Samy nanao izay ho vitany tamin' ny fanarenana na fanamboarana ny tranony ny olona. [2.472] |
Voambolana |
11 Matematika |
Mpanahaka | 12 fanaovana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |