Teny iditra fanaovana (tao)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanamboarana: Fanaovana latabatra
¶ Fananganana: Sarotra ny fanaovan-trano
¶ Fahariana: Fanaovana sary, laha teny [Rajemisa 1985]
 fanomezana bika zavatra iray
¶ fanaovana ampaham-bokatra: fifanekena eo amin'ny tompon'ny fitaovampamokarana sy ny mpiasa ka ifampizarana ny vokatra azo eo a min'ny fambolena na fiompiana. [Voambolana: Toe-karena: fambolena] [SLP 1986]
Famaritana anglisy The means or way of effecting anything. This word is used in many compounds. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay l'action de faire, de bâtir, de construire, de fabriquer, d'agir, les instruments, le lieu, la cause: Antoandro loatra ny fanaovanareo raharaha (Vous arrivez trop tard pour faire votre travail, pour travailler) ~ Fanaovako sary io (Cela me sert à faire des images) ~ Ento ny fanaovam-biriky (Portez l'instrument, le moule qui sert à faire des briques) ~ Ao ny trano fanaovan-dabiera (Voilà la brasserie) ~ Eto no misy trano fanaovam-printy (L'imprimerie est ici)
¶ action de mettre, de placer
¶ l'action d'appeler, de donner un nom, de dire
¶ la pensée, la croyance, l'action de regarder comme, de prendre pour [Abinal 1888]
 action, instrument pour faire
¶ asa fanaovan-tsoa: oeuvre de bien [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Famaritana frantsay façonnage
¶ fanaovana ampaham-bokatra: métayage. [Voambolana: Toe-karena: fambolena]
¶ fanaovana dimbanila: exécution d'entailles
¶ fanaovana fefiloha: construction de digues. [Voambolana: Toe-karena: fanorenana]
¶ fanaovana grefy: greffage. [Voambolana: Toe-karena: fambolena]
¶ fanaovana hidim-baravarana: serrurerie. [Voambolana: Haitao]
¶ fanaovana masondrary: maillage
¶ fanaovana tady: fabrication de corde
¶ fanaovana tsatoboly: bouturage. [Voambolana: Toe-karena: fambolena]
¶ fanaovan-tsakafo am-bifotsy: conserverie. [Voambolana: Toe-karena: hanina] [SLP 1986]
Endriteny 
fanaovana
fanaovako
fanaovanao
fanaovany
fanaovantsika
fanaovanay
fanaovanareo
fanaovan'
fanaovan-
fanaovam-
fanaova-
-panaovana
-panaovako
-panaovanao
-panaovany
-panaovantsika
-panaovanay
-panaovanareo
-panaovan'
-panaovan-
-panaovam-
-panaova-
Mpanahaka  fanamboarana
Teny nalaina 

2013/12/07