|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanao
Fototeny  2  tao
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manao: Izao no fanao mofo ramanonaka
Fomba arahina mahazatra: Samy manana ny fanaony ny firenena rehetra
Azo atao: Tsy fanao akanjo ny taratasy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] Usual mode of doing anything, a custom.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] ce qu'on peut faire, les usages, les coutumes, manière de faire
Kamban-teny 
Lohateny  12  Fomba amam-panao malagasy : 1887-1962 (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
13  Fomba fanao raha misy maty : Famangiana ~ Levenana (Rasamuel Maurice)
14  Fomba Fanao sy Fitenin' ny Malagasy (Andriamananjara Rajaona)
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny fanao io

Teny iditra (2/2)16  fanao
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.196] Piptadenia sp. (Fabaceae). Bois brun, très dur, dont l'intérêt fut souligné par Jean Laborde (voir fano). [Merina]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  21  afano, afona, anofa, aofan, fanao, fanoa, fanoa-, foana, naofa, ofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07