Teny iditra | 1 fanaovan-jiro |
Singan-teny | 2 fanaovana, jiro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] zavatra itoeran' ny jiro |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [jiro, a lamp.] A lamp. 6 [1.7] a lampstand |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] chandelier, pied de lampe |
Ohatra |
8 Noraisin' Idada indray ilay fanaovanjiro faharoa. [2.332#] |
Lahatsoratra |
9 Randzavola: fanaovan-jiro ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |