Teny iditra | 1 fanapaka |
Fototeny | 2 tapaka |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manapaka, mandidy, manito Azo tapahina: Tsy fanapaka ny hevitra toy izany |
Ohatra |
5 Ary notapahana hoatra ny fanapaka singan-kofehy ny mahazaka tamin' ny sandriny. [2.996#] |
Fivaditsoratra | 6 fanapaka, panafaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |