Teny iditra fanasalisaliana (saly)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka [1.1]
Tovy hevitra fanasaliana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31