Teny iditra (1/2) | 1 fanasana |
Fototeny | 2 asa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana 5 [1.1] Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin' ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handà ny fanasako ianao noho ny fifankatiovantsika Fandranitana fiasana: Vatoasana no fanasana ny antsy |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2, 1.7] a feast, a banquet |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] festin, banquet; invitation |
Ohatra |
8 Manonofy manatrika fanasana be : hafaliana vonjy andavan' andro ihany. [1.381#] |
Tovy hevitra | 9 fanasam-be |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny | 14 Kabary am-panambadiana sy amin'ny fanasana : Fomba fanao raha misy maty: famangiana ~ levenana ~ kabary am-pandevenana (Rasamuel Maurice) |
Lahatsoratra |
15 Randzavola: fanasana ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 16 fanasana |
Fototeny | 17 sasa |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] Fanadiovana mba hialan' ny loto: Anio no fanasan' ny kilasimandry lamba |
Fanazavàna teny anglisy |
20 [1.2] A washing place, or anything used for washing, as soap, a stone, etc. 21 [1.7] washing clothes, washing |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.5] action de laver, instrument pour laver, lieu où on lave. 23 [1.8] la lessive, action de laver le linge |
Ohatra |
24 Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356#] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14 |