Teny iditra fanasina (hasina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manasina, mamoly, manady [1.1]
Ohabolana 

Teny iditra fanasina (hasina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo ahasina [1.1]
Ohabolana 

Teny iditra fanasina (hasina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manasina, manakivilivily, mandrotsirotsy: Toy izao no fanasina ny zaza voky loatra [1.1]

Teny iditra fanasina (hasina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo akivilivily, azo rotsirotsina [1.1]

Teny iditra fanasina (hasina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manasina, manolotra hasina mari-pankatoavana ny maha-mpanjaka mpitondra ny tany sy ny fanjakana: Toy izao no fanasina Andriana [1.1]

Teny iditra fanasina (hasina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo hasinina, mendrika hohasinina: Ny mpanjaka ihany no fanasina [1.1]

Teny iditra fanasina (masina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sira: Ianareo no fanasin' ny tany, hoy i Kristy tamin' ny mpianony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [masina (hasina), saltish.] Salt. [1.2]
 Kitchen salt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sel de cuisine [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra sira
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20