Teny iditra (1/7) | 1 fanasina |
Fototeny | 2 hasina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manasina, mamoly, manady |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny fanasina io |
Teny iditra (2/7) | 6 fanasina |
Fototeny | 7 hasina |
Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Azo ahasina |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny fanasina io |
Teny iditra (3/7) | 11 fanasina |
Fototeny | 12 hasina |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Fomba entina manasina, manakivilivily, mandrotsirotsy: Toy izao no fanasina ny zaza voky loatra |
Teny iditra (4/7) | 15 fanasina |
Fototeny | 16 hasina |
Sokajin-teny | 17 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] Azo akivilivily, azo rotsirotsina |
Teny iditra (5/7) | 19 fanasina |
Fototeny | 20 hasina |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] Fomba entina manasina, manolotra hasina mari-pankatoavana ny maha-mpanjaka mpitondra ny tany sy ny fanjakana: Toy izao no fanasina Andriana |
Teny iditra (6/7) | 23 fanasina |
Fototeny | 24 hasina |
Sokajin-teny | 25 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.1] Azo hasinina, mendrika hohasinina: Ny mpanjaka ihany no fanasina |
Teny iditra (7/7) | 27 fanasina |
Fototeny | 28 masina |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.1] Sira: Ianareo no fanasin' ny tany, hoy i Kristy tamin' ny mpianony |
Fanazavàna teny anglisy |
31 [1.2] [masina (hasina), saltish.] Salt. 32 [1.7] kitchen salt |
Fanazavàna teny frantsay |
33 [1.8] sel de cuisine |
Voambolana |
34 Toe-karena: hanina |
Tovy hevitra | 35 sira |
Lahatsoratra |
36 Randzavola: fanasina ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 37 fanasina, fanisana, fasinana, nanasafy, nifanasa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |