Teny iditra | fanatsarana (tsara) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fanaovana izay hahatonga tsaratsara kokoa, fanasoasoavana [Rajemisa 1985] | |
¶ fanatsarana ny tany: fikarakarana ny tany mba hamokatra bebe kokoa [SLP 1986] | ||
Fandikana frantsay | amélioration: Fanatsarana ny fonenana (Amélioration de l'habitat) ~ Fanatsarana ny tany (Amélioration du sol) [SLP 1986] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |