|
|
|
|

Teny iditra 1  fanatsarana
Fototeny  2 tsara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana izay hahatonga tsaratsara kokoa, fanasoasoavana [1.1]
5 fanatsarana ny tany: fikarakarana ny tany mba hamokatra bebe kokoa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 amélioration [1.13]
Ohatra  7  ny fanatsarana ny tanàna sy ny fonenana [1.320#]
8  Tanisainao ny fanatsarana ny fanatontosana ny asa [1.369#]
9  Avy eo, mitatra amin' ny fanatsarana ny manodidina [2.445#]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26