|
|
|
|

Teny iditra1  fanatsatsorano
Singan-teny  2  fanatsatso, rano
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ody fanalefahana ny poizin' ny tangena, izay sotroina aorian' ny isotroana ny tangena
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] A charm used to render the tangena ordeal ineffectual.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.196] (de tsatso : fadeur, goût insipide, et rano : eau) Préparation qu'on ajoutait au tangena, soi-disant pour en relever le goût. C'était souvent un vomitif qui permettait d'échapper plus rapidement à l'action du poison (fampinomana). [Merina]
Voambolana  7  Fivavahana, finoana
Tovy hevitra  8  fandafika

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/21