Teny iditra fanatsidradra (tsidradra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manatsidradra na manatsidradraka, manainga ho avo: Edrey! ity fanatsidradran' Ikoto ny tongony [1.1]
Tovy hevitra fanatsidradraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05