Teny iditra fanatsidradraka (tsidradra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatsidradra na manatsidradraka, manainga ho avo: Edrey! ity fanatsidradran' Ikoto ny tongony [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fanatsidradra

2009/02/23