|
|
|
|

Teny iditra1  fanazarana
Fototeny  2  zatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Mila fanazarana ny fahaizana marika ankandrina
Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana: Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  training, esp. for sports [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  L’action d’habituer, d’accoutumer, le moyen, la cause [1.3#869]
7  entraînement, spéc. pour les sports, exercices [1.8]
8  entraînement, exercice [1.13]
Ohatra  9  Ataoko toy ny eo amin' ny ohatra ny fanazarana ary adika-ko avy eo. [2.445#]
Kamban-teny rehetra 
Tovy hevitra  16  fankazarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19