Teny iditra | 1 fandalo-drary |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] vazan' omby entina manalama ny tsihy rarina na mampiray tsara ny masondrara |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Mod. s. from mandalotra (lalotra), and rary, plaiting.] The jaw-bone of an ox used in smoothing the plaits of mats, hats, etc. |
Ohatra |
5 [2.69#] Noho izany dia naka vato fandalodrary sy vodi-kifafa ary fivelifandraka izy ka napetrany teo amin' ilay niterahan-dRafara; |
Singan-teny | 6 fandalotra, rary |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |