|
|
|
|

Teny iditra1  fandatsa
Fototeny  2  latsa
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mandatsa na maneso ny sasany amin' ny fahoriana na fahavoazana mahazo azy
Azo latsaina: Ny voa tsy fidiny tsy mba fandatsa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#389] Celui qu’on insulte ordinairement, la manière de railler
Ohatra  6  Mba hahatonga ny taniny ho lao, sy ho zavatra fandatsa mandrakizay; [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11