|
|
|
|

Teny iditra1  fandatsana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanesoana amin' ny fahoriana mahazo ny sasany na amin' ny fahavoazana mihatra aminy noho ny zavatra efa nandrarana azy, toa manao hoe akory izay
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#389] insulte, injure, outrage
Ohatra  5  [2.528#] Efa fandatsana anie izany, ny Andriana!
6  [2.587#] ary hataon' ny fahavalo rehareha sy fandatsana azy
7  [1.381#] Tsy fandatsana akory fa olombelona ka mety hosalakafa
Fototeny  8  latsa
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny fandatsana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11