|
|
|
|

Teny iditra1  fandatsana
Fototeny  2  latsa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanesoana amin' ny fahoriana mahazo ny sasany na amin' ny fahavoazana mihatra aminy noho ny zavatra efa nandrarana azy, toa manao hoe akory izay
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#389] insulte, injure, outrage
Ohatra  6  Efa fandatsana anie izany, ny Andriana! [2.528#]
7  ary hataon' ny fahavalo rehareha sy fandatsana azy [2.587#]
8  Tsy fandatsana akory fa olombelona ka mety hosalakafa [1.381#]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny fandatsana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11