Teny iditra | 1 fandevona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mandevona, manafoana, manafongana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#404] Ce qu’on peut détruire, faire évaporer, la manière d'anéantir |
Ohatra |
5 [2.996#] Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; |
Fototeny | 6 levona |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 fanandevo, fandevona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |