Teny iditra | 1 fandevona |
Fototeny | 2 levona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mandevona, manafoana, manafongana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#404] Ce qu’on peut détruire, faire évaporer, la manière d'anéantir |
Ohatra |
6 Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; [2.996#] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 fanandevo, fandevona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |