|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fandevonana
Fototeny  2 levona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanafonganana, fanafoanana: Fandevonana ny firenena ny famelana ny toaka hitobaka eran' ny tany sy ny fanjakana
5 Fanimbana: Tsy ekeko izao fandevonana ny voninkazoko izao
6 Fandringanana, fandripahana: Henemana monja ny fandevonan' ny tafiky ry zareo ny fahavalony
7 Fampanjariana ho fofona, etona, ranony...: Haingana ny fandevonana ny siramamy ao anaty rano
8 Fampanjariana ho zavatra mahavelona ny tena: Maharitra adiny roa na telo eo ho eo ny fandevonana ny sakafo hanintsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 dissolution [1.13]
Mpanahaka  10  fahalevonana, 11  fimaha, 12  fimahana
Kamban-teny rehetra  13 hasim-pandevonana

Teny iditra (2/3)14  fandevonana
Fototeny  15 levona
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny anglisy  17 A charm used to hasten the digestion of food taken in too great a quantity. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18 [Merina] (de levona : digéré) Préparations qui font digérer en cas d'embarras gastrique ou après un repas trop copieux. Certaines ont effectivement une incontestable efficacité et reposent sur les propriétés des fruits riches en enzymes protéolytiques, comme ceux de l'ananas, de la papaye et de l'angivibe, Solanum macrocarpum L. (Solanaceae) [1.196]
Voambolana  19  Finoana

Teny iditra (3/3)20  fandevonana
Fototeny  21 levona
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny anglisy  23 A charm used to reduce the swelling of the bowels swollen from the drinking of the tangena ordeal [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  24 [Merina] (merina ancien) (de levona, dans le sens de dissiper les effets) Produits qu'on administrait lorsque quelqu'un réchappait de l'épreuve du tangena pour calmer les douleurs ressenties après les hoquets et les vomissements répétés entraînés par cette épreuve. [1.196]
Voambolana  25  Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22