|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandovana
Fototeny  2  lova
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fahazoana na fandraisana harena na fananana navelan' ny ray aman-dreny
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] hérédité
Ohatra  6  Raha ny fandovana no jerena, dia azo lazaina ihany fa sady "momba ray" no "momba reny" ny Masikoro, satria ny olona iray na lahy na vavy dia afaka [2.606#]
Lahatsoratra  7  Randzavola: fandovana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)8  fandovana
Fototeny  9  lo
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Fanaovana izay hahatonga lo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20