|
|
|
|

Teny iditra1  fandrefesan-kaambo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fomba fandrefesana elanelan-kambosana ary famaritana ny haabon'ny teboka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4  nivellement [1.13]
Tovy hevitra  5  fandrefesana haambo, lanja haambo
Singan-teny  6  fandrefesana, haambo

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11