|
|
|
|

Teny iditra1  lanja haambo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] fomba fandrefesana elanelan-kambosana ary famaritana ny haabon'ny teboka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] nivellement
Singan-teny  5  lanja, haambo
Tovy hevitra  6  fandrefesan-kaambo, fandrefesana haambo

Fivaditsoratra  7  hajam-bolana, lanja haambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21