Teny iditra fandrefesan-kaambo
Singan-teny fandrefesana ; haambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba fandrefesana elanelan-kambosana ary famaritana ny haabon'ny teboka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Nivellement [1.13]
Tovy hevitra fandrefesana haambo ~ lanja haambo

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11