|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandroaka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mandroaka, manosika hivoaka
Azo roahina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#539] Ce qu’on peut pousser en avant, celui qu’on peut exiler, manière de chasser
Ohatra  5  [2.996#] Ary raha hoy hianao anakampo hoe: Firenena maro noho izaho ireo, ka hataoko ahoana no fandroaka azy?
Fototeny  6  roaka
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny fandroaka io

Teny iditra (2/2)8  fandroaka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Alika, amboa
11  [1.78] [Sihanaka] alika
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.2] [Provincial] [Mod. s. from mandroaka (roaka).] A dog. See alika, amboa
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.19] [Tankarana] chien (kivahy). § amboa
14  [1.54, 1.13] chien
15  [1.405] [Sakalava-Mayotte] chien
Voambolana  16  Haibiby: mampinono

Fivaditsoratra  17  afandrako, andrakofa, fandaroka, fandraoka, fandroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02