Teny iditra |
fandroana
(andro)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Andro lehibe azo heverina ho fetimpirenena malagasy fahizay izay natao ho fidiovana indrindra sy hifampirariantsoa. Tamin' ny tsinam-bolana Alahamady tany an-tendrony ary tamin' ny fitsingerenan' ny nahaterahan' ny mpanjaka Ranavalona III taty aoriana no nankaJazana ny Fandroana. Nizara andro telo lehibe ny fandroana: ny tora-bolana, ny tena fandroana na fisasana amin' ny rano mba hidiovana, ary ny famonoana omby nakana hena natao jaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The Malagasy annual festival, so called because bathing is one of the chief points in its observance; a bath. [1.2]
|
| A bath, bathing [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bain [1.8]
|
Ohatra |
1 | Dia tsy niova ny fomban'ny fandroana;
[2.59]
|
2 | Ary andro tsy maty ny alin' ny Fandroana.
[1.437]
|
3 | Ralambo no nankalaza voalohany ny Fandroana.
[2.113]
|
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
Sary |
|
|