Teny iditra | 1 fandrombahana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fangalana zavatra an-keriny ary maika fandrao lasan' ny sasany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#544] L'action de prendre par force |
Ohatra |
5 [2.996#] halako ny fandrombahana amin' ny faharatsiana; |
Fototeny | 6 rombaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |