Teny iditra | 1 fanenjana |
Fototeny | 2 henjana |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manenjana, misintona mba ho henjana Azo henjanina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Ce qu’il faut raidir, la manière de tendre |
Ohatra |
6 [2.996] Manenjana ny lelany toy ny fanenjana tsipìka izy mba handefa lainga. |
Fivaditsoratra | 7 fananjeña, fanenjana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |