Teny iditra | 1 fanevamena |
Singan-teny | 2 faneva, mena |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] faneva iantsoana ny miaramila menavazana raha toa nisy nilana azy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [mena, red.] A white and red flag hoisted on the chief palace for calling in the reserves at Antananarivo in time of special need; the reserves. Also called sainamena. |
Ohatra |
6 Ka tamy ny andro Alakamisy 13 Adalo, 7 Febroary 1895, dia natsangana ny fanevamena, noho izao ady ataon'ny Farantsay izao; [2.59#] |
Voambolana |
7 Miaramila |
Tsipelina hafa | 8 fanevamena |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 famenavena, fanevamena |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |