Teny iditra fangalabola
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karazan-dolo: ny fandainy, izany hoe ny zanany izay ataon' ny olona hoe fangalabola, dia mikiky sy mihinina ny hazo isan-karazany, toy ny ôka, ny paiso, ny mimoza, ets. [Ravelojaona 1937]
 Bibikely lavalava mifono ao anaty tranony vita amin' ny tapa-bozaka sy tapa-kazo madinika, mandeha na mihantona amin' ny hazo [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay la chenille d'une espèce de Psyché [Abinal 1888]
Voambolana 

Teny iditra fangalabola
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsileo] karazana manavy (biby) [Ravelojaona 1937]
Voambolana 

Teny iditra fangala-bola (halatra, vola)
Sokajin-teny fomba fiteny
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31