|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fangalabola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10] karazan-dolo: ny fandainy, izany hoe ny zanany izay ataon' ny olona hoe fangalabola, dia mikiky sy mihinina ny hazo isan-karazany, toy ny ôka, ny paiso, ny mimoza, ets.
4  [1.1] Bibikely lavalava mifono ao anaty tranony vita amin' ny tapa-bozaka sy tapa-kazo madinika, mandeha na mihantona amin' ny hazo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] la chenille d'une espèce de Psyché
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (2/3)7  fangalabola
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.10] [Betsileo] karazana manavy (biby)
Voambolana  10  Haibiby: mampinono

Teny iditra (3/3)11  fangala-bola
Fototeny  12  halatra, vola
Sokajin-teny  13  kambanteny
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny fangala-bola io

Fivaditsoratra  15  fangala-bola, fangalabola

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31