Teny iditra | 1 fiharohana |
Fototeny | 2 haroka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fihadiana zavatra ao anaty lavaka, fangaronana mba hahalalana ny miafina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] action de fouiller, de sonder, l'instrument |
Tovy hevitra | 6 fangarofana, fangarohana, fiharofana |
Fivaditsoratra | 7 fiharohana, fihorahana, fohaharina, hafahirano, hifoharana, hiharofana, hohafarany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |