Teny iditra | 1 fanginana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy fitenenana, fikombonam-bava: No tsy valianao ny fiampangana anao? Mitory anao sahady ny fanginanao |
Fototeny | 4 gina |
Tovy hevitra | 5 fahanginana |
Fivaditsoratra | 6 fanangany, fanginana, faningàna, faningana, nafingana, nifangana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/28 |
![]() |