Teny iditra | 1 fanimbana |
Fototeny | 2 simba |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanisiana ratsy mitera-pahavoazana; fisakantsakanana ny fahombiazana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#606] L'action de gâter, d’endommager, de faire tort, la cause, le moyen, le lieu |
Ohatra |
6 [2.445#] Ilaina hofehezina izy io, fa tsy avela hanohy io fanimbana ataony io. 7 [2.643#] Fampa-tahorana ahy fotsiny ve izany, mba ho fanimbana ny saiko hatahotra? |
Fivaditsoratra | 8 fanambany, fanambina, fanimbana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |