|
|
|
|

Teny iditra1  fanindiminy
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famerenana asa iray hatramin' ny indimy: Natonta fanindiminy itỳ boky
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.75#xlvii]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] pour la cinquième fois
Ohatra  6  [2.996] Dia nirahin'i Sanbala fanindiminy ny zatovony hankeo amiko araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tànany,
7  [2.59] ka amy ny nahararieny fanindiminy vao vita amy ny ity, arak'izao voalaza izao.
Fototeny  8  indimy
Haiendriteny 
9  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11