Teny iditra | 1 fanjairana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the act of sewing, sewing |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#866] L'action de coudre, l’instrument, l’endroit 6 [1.8] couture |
Ohatra |
7 [2.445#] Maka tranon' afokasoka roa, kofehy fanjairana lavalava. 8 [2.606#] ka eo amin'ny fanambadiana ankehitriny, dia ny milina fanjairana sy ny fandefasana kapila no voalohany takian' ny tovovavy hoentiny mitokan-trano. |
Fototeny | 9 zaitra |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny fanjairana io |
Fivaditsoratra | 12 fanjairana, fanjariana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |