|
|
|
|

Teny iditra1  fanjairana
Fototeny  2  zaitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the act of sewing, sewing
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#866] L'action de coudre, l’instrument, l’endroit
7  [1.8] couture
Ohatra  8  Maka tranon' afokasoka roa, kofehy fanjairana lavalava. [2.445#]
9  ka eo amin'ny fanambadiana ankehitriny, dia ny milina fanjairana sy ny fandefasana kapila no voalohany takian' ny tovovavy hoentiny mitokan-trano. [2.606#]
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny fanjairana io

Fivaditsoratra  12  fanjairana, fanjariana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11