Teny iditra |
fanjaitra
(zaitra)
|
Sokajin-teny | anarana na tambinteny
|
Famaritana malagasy | Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao ¶ Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
fanjaitra
(zaitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | ¶ Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny mba hidiran' ny kofehy:
Akao fanjaitra hanjairana itỳ akanjonao tata-jaitra
[Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a needle [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | aiguille [Hallanger 1974]
|
/m:genre>
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Ankamantatra | Hetrao ilaikely fa hiady? Fanjaitra.
|
|