Teny iditra fanjakan > fanjakana (zaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina
Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io
Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession. [1.2]
 Government; the administration [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu [1.3]
 Gouvernement; l'administration; règne, royaume [1.8]
 état [1.13]
Ohatra 
1Ho anao ny tany sy ny fanjakana. [2.508]
2Nifarana teo ny Fanjakana Malagasy. [2.113]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : fanjakana, fanjakako, fanjakanao, fanjakany, fanjakantsika, fanjakanay, fanjakanareo, fanjakan', fanjakan-, fanjakam-, fanjaka-
Tovonana : -panjakana, -panjakako, -panjakanao, -panjakany, -panjakantsika, -panjakanay, -panjakanareo, -panjakan', -panjakan-, -panjakam-, -panjaka-
Kamban-teny 
Lohateny Gazetim-Panjakana

Teny iditra fanjakan > fanjakana (jaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : fanjakana, fanjakako, fanjakanao, fanjakany, fanjakantsika, fanjakanay, fanjakanareo, fanjakan', fanjakan-, fanjakam-, fanjaka-
Tovonana : -panjakana, -panjakako, -panjakanao, -panjakany, -panjakantsika, -panjakanay, -panjakanareo, -panjakan', -panjakan-, -panjakam-, -panjaka-
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra fanjakan > Fanjakana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -23.5166667, 44.6833333
-22.7, 44.0833333
-21.1833333, 46.8833333

Fivaditsoratra