Teny iditra fankatoavana (to)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanekena an-tsitrapo fa tsara sy mety: Fankatoavana ny fanambadianao no nanomezan-drainao anao io sary io
¶ Fanekena: Fankatoavana ny tenin-dray aman-dreny [Rajemisa 1985]
Ohatra Eo indrindra no isehoan'ny "fanompoana" : ny fankatoavana ny andriana amin'ny alalan'ny fanajana ny razany. [Razafiarivony: Harivolana, takila 69]

Teny iditra fankatoavana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Merina] (de to : accompli) Talisman qui permet d'accomplir des prodiges, accessoire de prestidigitation. En le montrant, le mpisikidy crie « foha, foha, masina ity ! » « levez-vous, levez-vous, ceci est sacré » et il en profite pour exécuter un tour de passe, afin de stupéfier les assistants. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra Nataony daholo na sikidy na fankatoavana. [Baiboly: 12.17.17]

2019/08/17