Teny iditra (1/3) | 1 fanoharana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taimoro]
fandrefesana, famarana 4 [1.1] Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto miasa amin' ny vitsika / Nomeny fanoharona vitsivitsy izahay mba hahazoanay tsaratsara kokoa izay tiany holazaino Tantara tsy mivantana, fa ny biby na ny olona lazaina ao dia ohatra na sary amonosana ny tena izy: Moa mba henonao ilay fanoharana amin' ny zaza mpandany 5 [1.13] fomba filazan-javatra tsy mivantana an'ohatra |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2, 1.7] a parable 7 [1.2, 1.7] a comparison 8 [1.2] a measure, the means of measuring, a figure of speech |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.8, 1.13] parabole 10 [1.8] comparaison |
Ohatra |
11 [2.996] Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy 12 [2.48] Ary ny ombalahy nangalan' Andrianampoinimerina fanoharana hoe: 13 [2.470] na dia ho babeko aza hoe fanoharana! |
Fototeny | 14 ohatra |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Lahatsoratra |
17 Randzavola: fanoharana ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/3) | 18 fanoharana |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.13] fanandramana |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.13] essayage |
Voambolana |
22 Toe-karena: zaitra |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 25 Fanoharana |
Sokajin-teny | 26 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Voambolana |
27 Haisoratra: boky |
Singan-teny | 28 fanoharana |
Mpanoratra |
29 Rahidy Basilide |
Fivaditsoratra | 30 fanarohana, Fanoharana, fanoharana, fanorahana, hanaforana, hofaranana, nohafarana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |