|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanoharana
Fototeny  2  ohatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taimoro] fandrefesana, famarana
5  [1.1] Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto miasa amin' ny vitsika / Nomeny fanoharona vitsivitsy izahay mba hahazoanay tsaratsara kokoa izay tiany holazaino
Tantara tsy mivantana, fa ny biby na ny olona lazaina ao dia ohatra na sary amonosana ny tena izy: Moa mba henonao ilay fanoharana amin' ny zaza mpandany
6  [1.13] fomba filazan-javatra tsy mivantana an'ohatra
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2, 1.7] a parable
8  [1.2, 1.7] a comparison
9  [1.2] a measure, the means of measuring, a figure of speech
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8, 1.13] parabole
11  [1.8] comparaison
Ohatra  12  Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy [2.996]
13  Ary ny ombalahy nangalan' Andrianampoinimerina fanoharana hoe: [2.48]
14  na dia ho babeko aza hoe fanoharana! [2.470]
Kamban-teny 
Lohateny  16  Fanoharana (Rahidy Basilide)
Lahatsoratra  17  Randzavola: fanoharana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)18  fanoharana
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20  [1.13] fanandramana
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.13] essayage
Voambolana  22  Toe-karena: zaitra
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)25  Fanoharana
Singan-teny  26  fanoharana
Sokajin-teny  27  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  28  Haisoratra: boky
Mpanoratra  29  Rahidy Basilide

Fivaditsoratra  30  fanarohana, fanoharana, Fanoharana, fanorahana, hanaforana, hofaranana, nohafarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08