| Teny iditra (1/2) | 1 fanoka |
| Fototeny | 2 soka |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manoka, na manisy soka, zavatra fanamaintisana
5 Azo asiana soka [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Ce qu’on peut plonger dans la teinture noire, manière de plonger
[1.3#617] |
| Teny iditra (2/2) | 7 fanôka |
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 mendrika, antonona
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 10 fanako, fanôka, fanoka, 11 fonaka, fonàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/06 |
|