Teny iditra fanokanana (tokana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanavahana olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hala; fitehirizana: Aza hadinoinao ny fanokanana sakafo kely ho an' ny zandrinao nirery rano any an-tsaha
¶ Fampiasana: Fanokanana ny andro amin' ny osa fitiava-namana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a setting apart, an act of consecration, cf. fitokanana [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de mettre à part; consécration; cf. fitokanana [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay spécialisation
¶ fanokoana ny erana iasana: système complet d'évènements [SLP 1986]

2009/09/09