Teny iditra | 1 fanokanana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanavahana olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hala; fitehirizana: Aza hadinoinao ny fanokanana sakafo kely ho an' ny zandrinao nirery rano any an-tsaha Fampiasana: Fanokanana ny andro amin' ny osa fitiava-namana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a setting apart, an act of consecration, cf.fitokanana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action de mettre à part; consécration; cf. fitokanana 6 [1.13] spécialisation |
Ohatra |
7 [1.353#] Vita amin'izay ny fanokanana ny ho mpisorona fa dia lanonana no sisa ka dia mirava. |
Fototeny | 8 tokana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 fanakonana, fanokanana, nanafanako, nanafokana, nanakofana, nanokafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |