Teny iditra | 1 fanomezana |
Fototeny | 2 ome |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fahafoizana: Misy fanomezan-dra eny amin' ny hopitaly anio Zavatra omena: Sarobidy itỳ fanomezana nataonareo itỳ fa misaotra indrindra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a gift |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] l'action de donner, le présent, le don 7 [1.8, 1.13] don 8 [1.8] cadeau |
Ohatra |
9 fanomezana lanja ny mpikaroka eo an-toerana; [2.445] 10 Ary tsy mety ho hadinonay ny fanomezana izany. [2.59] 11 Hafaliana moa ny azy eo am-pandraisana izany fanomezana samihafa izany. [2.643] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran' olona |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny fanomezana io |
Lahatsoratra |
20 Randzavola: fanomezana ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |